Devl from Devl by LohArano
Tracklist
| 1. | Devl | 2:14 |
Videos
Lyrics
Leo aho ! Leo aho !
tsy hitako intsony izay atao
zay tiak atao amin’ny fiainako any,
fa aza mitsara ny tsy hainao !
Reko any, feo any
mankadilo ny sofiko ao
mandeha any ireo kafara,
fambara, fa tsy vanona aho
‘zah hono mifoka daina !
satria mavesatra fiaina.
‘zah hono marary saina !
korontana loatra fiaina
Izaho hono, izaho hono !
manimba sarin’ny fiaraha-monina
Endrika tokony ho lavorary manjary lava volo.
Boto ! maditra a !
midridroka loatra ny hira enoiny.
ohatra ratsy ho an’ny fiarahamonina,
Maizina ! devoly !
Devoly !
‘zah hono mifoka daina !
satria mavesatra fiaina.
‘zah hono marary saina !
korontana loatra fiaina
Lalalala
lalalalala !
Lalalala
lalalalala !
Lalalala
lalalalala !
Lalalala
lalalalala !
Leo aho ! Leo aho !
tsy hitako intsony izay atao
zay tiak atao amin’ny fiainako any,
fa aza mitsara ny tsy hainao !
Lalalala
lalalalala !....
Credits
Written & composed by LohArano
℗ & © 2024 Libertalia Music & Wiser Records








